|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 iray venty amby zato |
| Singan-teny | 2 iray, 3 venty, 4 amby, 5 zato |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a hundred and one
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 cent un
[1.3#282] |
| Voambolana | 9 Matematika: rafitrisa |
| Tovy hevitra | 10 iraika amby zato |
| Teny iditra (2/2) | 11 iray venty amby zato |
| Sokajin-teny | 12 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868
[2.508#486] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 premier code malgache comprenant 101 articles
[1.11] |
| Ohatra |
15 Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato
[2.508#536]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|